Teny malagasy Teny malagasy Version francaise Version française English version English version
Centre Mandrosoa
Madagascar


Antsoy maimaimpoana ny '321' iarahana @ Airtel : Ahazoanao torohevitra sy fahalalàna, na amin'ny firy na amin'ny firy ...

Faritra Betsiboka, Boeny, Bongolava

Faritra Betsiboka, Boeny, Bongolava

Faritra Betsiboka

  • Tsy mbola misy sampana findramam-bola madinika ao amin'ny faritra Betsiboka

Faritra Boeny

Distrika Mahajanga

  • Ny ACEP Madagascar ao Mahajanga tampon-tanana
  • Ny EAM Finances ao Mahajanga tampon-tanana
  • Ny MAMPITA ao Mahajanga tampon-tanana
  • Ny MUTUA FIDE MF ao Mahajanga tampon-tanana
  • Ny PAMF ao Mahajanga tampon-tanana
  • Ny SIPEM ao Mahajanga tampon-tanana

Distrika Marovoay

  • Ny AECA ao Ambolomoty, Ankazomborona, Anosinalainolona, Antanimasaka, Manaratsandry, Marovoay tampon-tanana, Tsararano

Faritra Bongolava

Distrika Fenoarivobe

  • Ny CECAM ao Fenoarivobe, Firavahana, Kiranomena

Distrika Tsiroanomandidy

  • Ny CECAM ao Belobaka, Sakay, Mahasolo, Ambalanirana, Ambararata be, Tsinjoarivo, Soanierana, Tsiroanomandidy ville, Bemahatazana, Bevato, Tsiroanomandidy fihaonana, Anosy, Fierenana